Nanangana birao vaovao ao Andapa ny Wildlife Madagascar ary nanomboka ny asa eny an-kianja ao amin'ny Valan-javaboary Manokana Anjananaribe-Sud. Vakio ny vaovao farany momba ny ezaka ataon'izy ireo ao amin'ny https://wildlifemadagascar.org/2024/06/12/boots-on-the-ground-at-anjanaharibe-sud-special-reserve/ .

