Vao avy namoaka ity lahatsary tena tsara novokarin'ilay mpamokatra sarimihetsika Malagasy Riccardo Morrelas ity ny Duke Lemur Center -SAVA Conservation , izay mampiseho ireo gidro any amin'ny faritra SAVA any avaratra atsinanan'i Madagasikara. Lahatsary mahavariana mampiseho karazana gidro maro, ary koa fijery avy eny ambony ny ala mando sy ny tany be tendrombohitra izay fonenan'ireo gidro ireo. Misaotra anao, DLC-SAVA!

Lemurs ao amin'ny lahatsary SAVA

Simpona - Lemurs of SAVA video
Silky Sifakas ao amin'ny DLC Lemurs an'ny SAVA Region