Horonantsary kely mahafinaritra avy amin'i Raherilala Oriel, miaraka amin'ny sary an'habakabaka manaitra ny ala mando ao Marojejy manodidina ny Cascade de Humbert sy ny Camp Marojejia.
Marojejy : rano, vato, fanahy ary biby