Manana sary mahavariana maro momba ny biby mandady any Marojejy i Markus Bartels, saingy tena miavaka ireo an'ny Uroplatus finaritra ireo, satria heverina fa tsy hita afa-tsy any Marojejy ity karazana ity ary vao nohazavaina sy nomena anarana tamin'ny taona 2019.

Afaka mamaky bebe kokoa momba ny Uroplatus finaritra ianao — ny nahitana azy sy ireo fandrahonana mety hitranga — ato amin'ity lahatsoratra mongabay.com ity .