Efa 14 taona izao no nijoroan'ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana momba ny ala , Graine de Vie (Voan'ny Aina) ho fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara ary manana fambolena hazo 322 manerana ny nosy, saingy ankehitriny dia mampihena ny asany eto noho ny tsy fisian'ny fanohanana ny fandaharan'asa momba ny tontolo iainana ataon'ny governemanta Malagasy.

Madagasikara: mampihena ny asany ny ONG Graine de Vie momba ny ala ary manandratra antso fanairana

Ny taona 2022 dia loza ho an'ny tahirin-javaboarin'i Madagasikara, izay ravan'ny afo niniana nodorana, eny fa na dia ao anatin'ny valan-javaboary sy ny tahirin-javaboary izay arovan'ny afo aza.

Lahatsary: Graine de Vie Cry of Alarm

Frédéric Debouche, Filohan'ny Graine de Vie Madagascar, dia manoritsoritra ny zava-misy ao amin'ity lahatsary ity (video amin'ny teny Frantsay).