Madagasikara: tanin'ny afo

Mirehitra ny ala Malagasy ary miha-mahery vaika ny fandravana azy, ka miteraka fahasimbana goavana eo amin'ny tontolo iainana. Manosika ny tantsaha handoro ala bebe kokoa mba hambolena ny voliny ny fandraharahana ara-pambolena, izay noana sakafo bebe kokoa. Tsy ara-dalàna izany, nefa mbola tohanan'ireo olom-boafidy.

Madagasikara: Terre de Feu

Lahatsary amin'ny teny Frantsay

Ankizy marobe mijoro mijery ny setroka sy ny afo, miaraka amin'ny hazo mirehitra
Doro ala