Karazan-tsahona 74 no nomena anarana hatramin'izao avy any Marojejy, ary mety mbola maro dia maro no mbola ho hita. Ity misy peta-drindrina lehibe mampiseho ny sasany amin'ireo sahona an-jatony hita eto Madagasikara. Misaotra, Dr. Mark Scherz !
Sahona, sahona, ary sahona hafa

