Vao avy nofaritana sy ahitana karazany roa vaovao (Anatispinosa elongata sy A. tumidicollis), izay samy nangonina tao amin'ny Valan-javaboaharim-pirenena Marojejy ny karazany vaovao ao amin'ny fianakaviana Antongiliidae.

Ity sary nalain'i Éric Mathieu ity dia mampiseho A. elongata roa.  Rohy mankany amin'ny taratasy sy sary maro hafa: Description d'Anatispinosa (researchgate.net).