Manoratra momba ireo fanamby andavanandro amin'ny fanaovana fanadihadiana eny an-kianja ao Anjanaharibe-Sud sy ireo fisakaizana natsangany tamin'ny ekipany eny an-kianja ny mpikaroka iray.
Ireo tantara ao ambadiky ny isa: fikarohana eny an-kianja ao Anjanaharibe-Sud

