Mbola maro ny karazam-biby tokony ho hita: ny ohatra amin'ny sahona eto Madagasikara

Efa ho ny antsasaky ny karazam-biby an-tanety 400 tsy hita eto Madagasikara no voalaza tao anatin'ny roapolo taona farany; Tamin'ny taon-dasa fotsiny, dia nisy karazana sahona 20 vaovao hita.  Mbola betsaka ny zavatra tokony hianarana.

Il reste tant d'espèces à découvrir : l'exemple des grenouilles de Madagascar (theconversation.com)

Sary mampiseho ny fiakaran'ny isan'ireo biby an-tanety voalaza eto Madagasikara
Mitombo hatrany ny isan'ny karazam-biby an-tanety voalaza eto Madagasikara