Sarin'i Marojejy

Gallery 1: Nick Garbutt Images

Ny sary © rehetra dia Nick Garbutt (Nick Garbutt Photography). Nampiasaina tamin-katsaram-panahy ho fampiroboroboana ny Valan-javaboaharim-pirenena Marojejy. Mariho fa tsy tao Marojejy avokoa ireo sary rehetra ireo, saingy azo jerena ao amin'ny valan-javaboahary avokoa ny karazam-biby rehetra aseho eto.

Gallery 2: Chien Lee Images

Ny sary rehetra dia © Chien C. Lee (Chien C. Lee Wildlife Photography). Nampiasaina tamin-katsaram-panahy ho fampiroboroboana ny Valan-javaboaharim-pirenena Marojejy.

Gallery 3: Vorona (Ken Behrens Images)

Ny sary © rehetra dia i Ken Behrens (tranonkala: Ken Behrens Photography; jereo ihany koa ny Tranonkalan'ny Flickr an'i Ken raha hijery sary mahafinaritra maro momba ireo vorona tsy manan-tsahala eto Madagasikara). Nampiasaina tamin-katsaram-panahy ho fampiroboroboana ny Valan-javaboaharim-pirenena Marojejy. Mariho fa tsy tao Marojejy avokoa ireo sary rehetra ireo, saingy azo jerena ao amin'ny valan-javaboahary avokoa ny karazam-biby rehetra aseho eto.

Gallery 4: Gidro (sy vontsira)

Ny sary © rehetra Éric Mathieu sy © Dustin Chen (araka ny voalaza)

Gallery 5: Amphibiens sy reptiles

Ny sary © rehetra Éric Mathieu – marojejy.com

Gallery 6: Hala sy bibikely

Ny sary © rehetra Éric Mathieu – marojejy.com

Gallery 7: Voninkazon'i Marojejy

Ny sary © rehetra Éric Mathieu – marojejy.com

Gallery 8: Marojejy Summit

Ny sary © rehetra Éric Mathieu – marojejy.com